|
|
|
|

Entry1  tsy mitandro hasasarana
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  To work hard and disregard fatigue [1.7]
Explanations in French  4  Travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [1.8]
Examples  5  tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [1.1]
6  Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324]
Elementary words  7  tsy, mitandro, hasasarana

Updated on 2023/05/18